MADAGASCAR



HYMNE MALGACHE : Ô, NOTRE PAYS BIEN-AIME !

du Pasteur RAHAJASON

Version malgache

Ry Tanindrazanay malala ô !
Ry Madagasikara soa
Ny fitiavanay anao tsy miala,
Fa ho anao doria tokoa.

Refrain
Tahionao, ry Zanahary
Ity Nosin-dRazanay ity
Hiadana sy ho finaritra He !
Sambatra tokoa izahay.


Ry Tanindrazanay malala ô !
Irinay mba hanompoana anao
Ny tena sy fo fanahy anananay,
'Zay sarobidy sy mendrika tokoa.

Refrain

Ry Tanindrazanay malala ô !
Irinay mba hitahiana anao,
Ka ilay Nahary izao tontolo izao
No fototra ijoroan'ny satanao.

Refrain


© Copyright Palac 1998-2011. Tous droits réservés.